|
|
|
|

Teny iditra1  gisa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  5  Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a goose [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  oie [1.54]
Tsipelina hafa  8  gisy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny gisa io
Sary 
14 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11