| Teny iditra | 1 goa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [Antesaka] marary maso an'ila
[1.78] 6 [Tanala] poaka (maso), loaka [1.78] 7 [Bara+Tanosy] jamba [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 having lost an eye, or having an eye very sunken. See poa-maso, potsitra.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 [Antesaka] celui qui a une taie sur l'oeil
[1.82] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 11 goake, goamaso |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe goa |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | goa, 14 Oga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|