|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  goaika
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  4  Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]6  a crow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Ohatra  8  Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#]
9  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Tovy hevitra  10  gaga, goaga, goaka, goake, goaky
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny goaika io
Lahatsoratra  16  Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly
Sary 
17 

Teny iditra (2/2)18  goaika
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  20  Se disait des choses semblables [2.415]

Fivaditsoratra  21  agioka, goaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11