|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  goanana (goana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely
4  Atomboka, tohizina: Goany kosa indray ny anjaranao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be knocked at, to be rapped at [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on ouvre avec bruit [1.3#198]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  goanana (goana)
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  13  to be made to do something, to be made to go at it [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14  qu’on publie, qu’on commence, qu'on continue [1.3#198]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19  aongana, goanana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31