Teny iditra godona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] État de ce qui pousse très dru, comme le riz quand il est semé en pépinière. « Migodona izao vare ao an-tanimbare atsimo ao izao » : le riz de la rizière du Sud a joliment poussé (Dubois). [1.196]
Voambolana 

Teny iditra godona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Vara-datsaka [1.78]

Teny iditra godoña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Kotroka: Godoña an-tane añy tsy ba ren-dañitre (kotroka an-tany tsy mahataitra ny lanitra) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31