Teny iditra | 1 gohina |
Fototeny | 2 goka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sotroina amim-pankasitrahana ary betsaka: Nangetaheta mafy aho ka nogohiko ilay ranom-boankazo teo ambony latabatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be guzzled. 6 [1.7] to be drunk eagerly and in quantity |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] action de boire avec satisfaction et beaucoup |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 angiho, gohina, hagony, haingo, higona, hogani, igohan, nigoha, ongahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |