Teny iditra (1/2) | 1 gony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Kitapo vita amin' ny rongonibe ampiasain' ny mpivarotra hasiana vary, sira, siramamy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a gunny sack, gunny sacking cloth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 sac en jute, étoffe en jute [1.8] |
Ohatra |
6 Nampiasaina natao fitafiana ny jiafotsy, ny gony, ny tsihy. [2.472#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 gony |
Fototeny | 9 gona |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana gonina |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 12 gony, ongy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |