|
|
|
|

Teny iditra 1  gorobahana
Fototeny  2 gorobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on perce [1.3#200]
Ohatra  10  nogorobahan' ny tontakely ny rindrin-dry zareo ato avaratra [1.1]
11  Mafy hazo ka tsy azo gorobahan' ny hamamanta (Ce bois est dur et ne peut être percé par l'avant-clou [1.3#200]
Tsipelina hafa  12 gorobahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22