Teny iditra | 1 grefy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] greffe |
Ohatra |
5 Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |