Teny iditra hadindriake
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Lalan-drano, tatatra: Mba hañara-kadindriake tania ho sendre vinañe (Mba hanara-tatatra sao mba sendra vinany) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31