Teny iditra | hahake | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Adaladala, ketrina: Ny hahake ro mihetseke sy boloboloena fa ny hevetso tsa mba izay (Ny ketrina no mora iroboina fa tsy mba izaho) [1.78] | |
Fivaditsoratra | hahake, hehaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |