Teny iditra | hahohaho | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahabetsahana toa misamonomonona [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Noise, wrangling, speaking in a subdued or suppressed tone of voice, a din. [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bourdonnement, brouhaha; multitude [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly!
[2.996] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | hahohaho, hohahoha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |