| Teny iditra | 1 halalahina |
| Fototeny | 2 lalaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona
9 Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy 10 Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana 11 Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be made roomy, to be widened
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|