|
|
|
|

Teny iditra1  halam-patana
Singan-teny  2  halana, fatana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ampiantany kely sady iva atao manodidina ny fatana ka misarintsarina halana misakana ny lavenona sy ny vainafo tsy hihoatra ny fatana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A fire-place, stones or pieces of wood around the hearth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  entourage du foyer [1.54]
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny halam-patana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13