|
|
|
|

Teny iditra1  halavitra
Fototeny  2  lavitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra lavitra: Ny halavitry ny tany no mahatonga ahy halahelo
Tovy hevitra  5  fahalavitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10