|
|
|
|

Teny iditra 1  hamaintisina
Fototeny  2 mainty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahamainty azy: Hamaintisin' ny olona sasany ny nifiny
9 Atao tonga maintimainty kokoa: Nohamaintisinao angaha ity satrokao ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see mainty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rend noir ou plus noir [1.3#419]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19