|
|
|
|

Teny iditra1  hamaizinana
Fototeny  2  maizina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy fisiana hazavana, haizina: Mirepirepy rehefa mandeha amin' ny alina noho ny hamaizinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  l'obscurité [1.3]
Tovy hevitra  6  fahamaizinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20