Teny iditra | 1 hamaizinina (maizina) |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Atao ao anaty haizina, atao tonga maizina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to be darkened [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on rend obscur, qu'on met dans l'obscurité: Aza hamaizinina ny laha-teninao (Ne rendez pas obscur votre discours) ~ Aza hamaizinina izahay (Ne nous mettez pas dans l'obscurité) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 7 maizinina |
Fivaditsoratra | 8 hamaizinina, hani-maizina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |