Teny iditra |
hamitra > mamitra
(fitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamafa, mamaoka, manesotra ny diky amin' ny vorodamba, taratasy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To wipe. In the provinces the above words are used where in Imerina faoka and its derivatives would be employed; fitra and its derivatives only being used in a special sanitary sense. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamitra |
Ny lasa : |
namitra |
Ny hoavy : |
hamitra |
Filaza mandidy : |
mamira |
|
|
Teny iditra |
hamitra > mamitra
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mamitrana, manakambana [1.78]
|
|