| Teny iditra | 1 hamoraina |
| Fototeny | 2 mora |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona
9 Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be made easy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on rend facile
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 12 amohirana, 13 anamariho, 14 hamaroina, hamoraina, 15 mahay rano, 16 miroahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|