|
|
|
|

Teny iditra 1  handrotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fatotra mora vahana, fehy tsy fato-maty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a bow, a slip-knot. See fehy, fandrotra. [1.2]
Mpanahaka  11  fehy, 12  singory
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe handrotra

Fivaditsoratra  handrotra, 14 hondratra, 15 trandraho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22