|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hangihangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hitaho mangasihasy; mahatsiaro menatra noho ny tahotra na ny hatairana: Hangihangy foana teo i Soa nony vaky ny siny [1.1]

Teny iditra (2/2)4  hangihangy
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  7  (au sens général, ce mot signifie confusion ; attitude embarrassée d'une personne timide) Herbe odorante non identifiée (nom déjà signalé au 19e siècle par Grandidier, voir son Ethnographie). [Sakalava] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31