|
|
|
|

Teny iditra1  hanihanina
Fototeny  2  hanihany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Vazivazina, esoesoina, harabirabina: Aza hanihanininao toy izao io antibavy io [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny hanihanina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05