|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hantsina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Betsimisaraka] (hantsiña) hamaimbo, fofon-dratsy [1.78]
13 [Sihanaka] haimbo [1.78]
14 Haimbo, hamaimbo, fofon-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 an odour as of dead bodies, a stench; infection. See fofona, maimbo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 (dans toute l'île) Odeur désagréable, comme celle des oeufs pourris, des excréments, etc. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2) 18  hantsina
Fototeny  19 hantsy
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  25 Antsoina, omena fo hiady: Nohantsiny hiady aminy aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 to be challenged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 qu'on défie [1.8]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hantsina

Fivaditsoratra  hantsina, 29 hintsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19