|
|
|
|

Teny iditra1  haodihaody
Fototeny  2  haody
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Tovy hevitra  9  haody

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20