|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] wild, untamed, applied chiefly to wild cattle
easily soared, as birds frequently shot at
5  [1.7] wild
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] sauvage
Tovy hevitra  7  haolohaolo
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny haolo io

Teny iditra (2/2)13  haolo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra
Voambolana  16  Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  17  aholo, haolo, laoho, loaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02