|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harakaraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] karazam-borona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L.
Voambolana  5  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/2)6  harakaraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Betsimisaraka] aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka
9  [1.78] [Sihanaka] areti-mandalo
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07