|
|
|
|

Teny iditra 1  hararaotina
Fototeny  2 hararaotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka
9 Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. [1.2]
11 to be taken advantage of; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 dont on tire avantage, dont on profite; [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19