Teny iditra |
haratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of shaving [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se raser [1.8]
|
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
haratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
|
| [Sihanaka]
Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | The purlins in the roof of a house. [1.2]
|
| A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les pannes des toits [1.8]
|
Mpanahaka |
hara-boalavo ~
mitatao haratra ambany ~
mitatao haratra ambony |
|
Teny iditra |
haratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | aratra
[1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | aratra
[1.8]
|
|