|
|
|
|

Teny iditra 1  harihina
Fototeny  2 harika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be scowled at, to be looked at obliquely. [1.2]

Fivaditsoratra  harihina, 10 hihirana, 11 hirihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19