|
|
|
|

Teny iditra 1  haroana
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana (zavatra) hikambana aminy: Haroana voatabia ny hena mba hatsiro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be mixed. Used in speaking of that which is added to. [1.2]
10 to have something mixed into it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 à quoi on mêle [1.8]
Tsipelina hafa  12 haroina

Fivaditsoratra  13 aharona, 14 anaraho, 15 ano raha, 16 arahano, 17 arahona, 18 Haorana, haroana, 19 roahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22