Teny iditra | harongam-pohatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Levona, ringana tanteraka hatrany amin' ny fakany; lany harena, botry tanteraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Destroyed, spent, ruined. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Complètement détruit [1.3] | |
Singan-teny | harongana ; fohatra | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny harongam-pohatra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |
![]() |