|
|
|
|

Teny iditra1  haron-tabebaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a particular kind of shallow basket
Ohatra  5  [2.472] Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka.
Singan-teny  6  harona, tabebaka
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny haron-tabebaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07