Teny iditra | 1 hasarotana |
Fototeny | 2 sarotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy 5 Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao 6 Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka 7 Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny hasarotana io |
Fivaditsoratra | 9 anaratsaho, anatsaharo, hasarotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |