|
|
|
|

Teny iditra 1  hasarotina
Fototeny  2 sarotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see sarotra. [1.2]

Fivaditsoratra  10 anasatrohy, hasarotina, 11 irotsahana, 12 isatrohana, 13 sahotraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19