Teny iditra | hasemporana (sempotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fijanonan' ny fiaina vokatry ny tsy fahampian' ny oksizena na ny tsy fisiany mihitsy aza [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Essoufflement, dyspnée [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hasemporana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |