|
|
|
|

Teny iditra 1  hasohasoina
Fototeny  2 hasohaso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Dokadokafana, deraderaina amim-piandrandrana soa: Nohasohasoiny erỳ aho; hay nisy zavatra notetehiny tamiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to speak of or to in a very appreciative manner. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04