|
|
|
|

Teny iditra1  hatahina
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo
5  Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  see hataka. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20