|
|
|
|

Teny iditra 1  hatahina
Fototeny  2 hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo
9 Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see hataka. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19