|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsivoina
Fototeny  2 hatsivo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana vanja indray mamahana: Hatsivoy ny basy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made into a cartridge. [1.2]

Fivaditsoratra  hatsivoina, 10 natovasihy, 11 tsivaoniha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04