|
|
|
|

Teny iditra 1  havaozina
Fototeny  2 vao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
9 Soloana vaovao: Havaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
10 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be renewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on renouvelle, qu'on remet à neuf, qu'on révise [1.8]
Tovy hevitra  13 vaozina

Fivaditsoratra  havaozina, 14 voahaziña

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22