Teny iditra | havatra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitsikofokofohana, fientanentanan' ny vatana manontolo, fihendratrendratana [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | havatravatra | |||
Fivaditsoratra | havatra, vahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |