|
|
|
|

Teny iditra 1  havitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Vy na hazo maranidoha fisoronana afo na fanavanana ny lavenona; fitonoan-kena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a pointed iron, a poker, a spit. [Mal. Kawit.] [1.2]
8 [Provincial] In the provinces a hook, a boat-hook [1.2]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe havitra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  havitra, 11 vahatry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21