|
|
|
|

Teny iditra 1  havitsina
Fototeny  2 vitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahana, hakelezina isa: Kely ity efitrano fianarana itỳ ka tsy maintsy hohavitsinao ny isan' ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be reduced to a small number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on réduit à un petit nombre [1.8]

Fivaditsoratra  havitsina, 11 tsahivina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19