|
|
|
|

Teny iditra 1  havokavohana
Fototeny  2 havokavoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohavokavohàny ilay zaza ka tsy tratra Rakoto nihazakazaka niaro ilay bitika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be flogged, to be beaten, to be struck. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21