|
|
|
|

Teny iditra 1  hazaina
Fototeny  2 haza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Samborina: Trandraka no nohazainay
9 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be hunted, to be chased [1.2]
11 to be hunted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on chasse [1.8]

Fivaditsoratra  13 haizana, hazaina, 14 ihazana, 15 izahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19