|
|
|
|

Teny iditra 1  hazavaina
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano
9 Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made clear, to be illuminated [1.2, 1.7]
11 to be lighted; to be distinct [1.2]
12 to be explained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on explique, qu'on éclaircit [1.3#869, 1.8]
14 qu’on rend clair, distinct [1.3#869]
15 qu'on éclaire, qu'on illumine [1.8]
Ohatra  16  Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
17  Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
18  Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]

Fivaditsoratra  hazavaina, 19 ihazavana, 20 vazahaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19