|
|
|
|

Teny iditra 1  hazonina
Fototeny  2 hazona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tanana mafy tsy ho votsotra na hilefa: Hazony mafy itỳ omby itỳ sao mitroatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be held, to be grasped, to be detained. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21