Teny iditra (1/2) | 1 Hebrio |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana nentin' ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin' ny razam-ben' i Abrahama natao hoe Heber |
Ohatra |
4 Ivelan' ny hebrio fahiny sy ny kristianina taty aoriana ihany koa. [2.296#] 5 Nisy hebrio sasany koa nita an' i Jordany ho any amin' ny tany Gada sy Galaada. [2.996#] |
Voambolana |
6 Tantara |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 7 Toko sy andininy momba Hebrio |
Teny iditra (2/2) | 8 Hebrio |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [2.996] Hebrews: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.996] Hébreux: un des livres de la Bible |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 13 hebreo, hebreo, hebreo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |