Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
hembahemba
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
3
Matoantenin' ny mpanao :
manemba
hem
ba
4
Matoantenin' ny iharana :
hembahembaina
,
ahembahemba
,
ahembahembao
,
hembahembao
,
voahembahemba
5
Matoantenin' ny fameno :
anembahembana
6
Anarana :
fanembahemba
,
fanembahembana
7
Mpamaritra :
fanembahemba
Fanazavàna teny malagasy
8
Fihofahofana (fiteny amin' ny saina mikopakopaka indrindra)
9
Fambaran' aretina.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31